|
|
|
|

Teny iditra1  tsy vaky atatra
Fototeny  2  tsy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  impudent, éhonté [1.3]
Ohatra  6  Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [2.4]
Tovy hevitra  7  tsy vaky afero
Tsipelina hafa  8  tsy

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13